|
|
|
|

Entrée1  manao rarangy
Mots élémentaires  2  manao, 3  rarangy
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  mihazakazaka mitondra olona amin' ny filanjana (ny manao rarangy amin' ny mpilanja dia mitovy amin' ny manao faohany amin' ny miaramila [1.1]
Synonymes  6  mamely rarangy, mikatroka rarangy

Mis à jour le 2025/09/12